|
|
|
|

Entry1  mameno
Root  2  feno
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manenika, mahahenika: Mameno ny trano ny fofon' izany fanafody izany
5  Manototra: Mameno hafaliana anay ny fahitana anao ~ Hameno ny banga aminay ny fahatongavanareo roa lahy
6  Manatanteraka, mahatontosa: Nameno ny faniriako ny fahombiazan' ny zanako tamin' ny fanadinana [1.1]
Explanations in English  7  to fill [1.2, 1.7]
8  to fill up. [1.2]
9  to complete [1.7]
Explanations in French  10  remplir; compléter [1.8]
Examples  11  ny voliko mameno saha; [2.69#]
12  Maty antoka miara-mameno, fa volan' olona! [2.69#]
13  Tantely tapa-bata, ka ny fo no mameno azy. [2.296#]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word mameno

Anagrams  20  mameno, mamoñe, manemo, manome

Updated on 2023/01/20