|
|
|
|

Entry 1  mamelovelo
Root  2 velovelo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Miseho na hita manjavozavo, manelohelo: Misy sary mamelovelo ao an-tsaina raha mamaky io tononkalo io
8 Mahatsiaro mangotsoka any amin' ny aty fanahy any!: Tsy nahateny izy, fa ny any am-pony no tsaroany namelovelo [1.1]
Combinations  9  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamelovelo

Updated on 2026/02/04