|
|
|
|

Entry 1  mamelatra
Root  2 velatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamela hitsotra tsara: Mamelatra karipetra handiavan' ny mpanambady ny tompontrano
9 Manokatra: Mamelatra boky ny mpianatra
10 Mandahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Mamelatra ny entany vao maraina ny mpivarotra rehetra
11 Manomana ho an' ny ilana azy: Mamelatra fandambanana
12 Mamelatra fandriana. sns
13 Mametraka: Mamela-pandrika ho an' ny biby ny mpihaza
14 Manazava: Ny mpitandrina Ranona no hamelatra ny lohateny hoe: Zava-poana izao tontolo izao [1.1]
Explanations in English  15 to unroll, to spread; to set a table; to explain [1.7]
Explanations in French  16 dérouler, étendre, déployer; mettre la table; expliquer [1.8]
Synonyms  17 mamelabelatra
Combinations  18  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamelatra

Updated on 2026/04/22