|
|
|
|

Entry 1  mambitsika
Root  2 bitsika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Milaza zavatra malemy dia malemy ao ampoto-tsofin' ny olona iray (mambitsika olona): Nambitsika azy izy, dia lasa izy roa lahy [1.1]

Updated on 2026/02/04