Entry mamarina (varina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manosika am-pidinana, manjera: Nitetika hamarina an-tevana an' Imboasalama zanak' anabaviny Andrianjafy, ka izany no nahatonga ilay fitenenana: "anadahin-dreny mamarina an-kady"
Mandefa any an-tsiraka, any am-pita: Lasa namarina omby any Toliara izy [1.1]
Morphology 
Present : mamarina
Past : namarina
Future : hamarina
Imperative : mamana

Entry mamarina (vary)
Part of speech imperative of active verb mamary [full list]
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Manomboha! [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20