Entry mamangitra (fangitra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamaritra [1.1]
Explanations in English To mark out, to place boundary lines. In the provinces it means to cut, to clip, to dress the edges of anything, to cut a book. [1.2]
Examples Fa rehafa intelo aman' efatra izy no mifampikasoka amin' io tranombarotra io, dia hahalala mora foana fa Zaka no mitantana sy mamangitra ny làlana tsy maintsy hizorany. [2.5]
Morphology 
Present : mamangitra
Past : namangitra
Future : hamangitra
Imperative : mamangita, mamangira
Proverbs 

Updated on 2023/10/10