|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamandrika (fandrika)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Maka amin' ny alalan' ny fandrika: Mahafinaritra an' i zandry ny mamandri-borona rehefa any ambaniaohitra [1.1]
4  Manao izay hahavoa amin-kafetsena [1.1, 1.13]
Explanations in English  5  To ensnare, to lay a trap for. [1.2]
6  To trap [1.7]
Explanations in French  7  Tendre un piège [1.3#146, 1.8]
8  Accaparer: Namandri-bary betsaka izy (Il a accaparé beaucoup de riz) [1.3#146]
9  S'abonner: Mamandrika gazety (S'abonner à un journal) [1.3#146]
10  Piéger [1.13]
Examples  11  Mbola kely izy io dia mamandrika vorona ary dia mahazo! [2.606#]
12  Marina izany, hoy Ineny, sady raha mamandrika hianao, dia moramora kokoa ny vidiny. [2.332#]
13  namandri-borona aho ka nahazo fody folo (J'ai tendu un piège aux oiseaux et j'ai pris dix cardinaux) [1.3#146]
14  Matetika io mpianatra io no mamandrika an-dRamose amin' ny fanontaniana saro-baliana [1.3#146]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word mamandrika

Entry (2/2)21  mamandrika (fandrika)
Part of speech  22  active verb
Explanations in Malagasy  23  Mangorona: Mamandri-bary ny olona amin' ny fararano [1.1]
24  Mividy mialoha zavatra tsy mbola vita na zavamaniry tsy mbola azo hanina: Efa nisy namandrika daholo ireto foto-kafe ireto ~ Mamandrika gazety ~ Tonga hamandrika ny dikisionera malagasy-malagasy aho, tompoko [1.1]
Explanations in English  25  To subscribe to a periodical; to reserve a place or seat [1.7]
Explanations in French  26  S'abonner; retenir une place, une chambre, etc [1.8]
Morphology 
27  Present :
28  Past :
29  Future :
30  Imperative :

Updated on 2023/02/26