|
|
|
|

Entry 1  mamabo
Root  2 babo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Maka ho babo: Tsy nitsahotra namabo ilay mpanjaka nandresy tamin' ny tanàna rehetra nolalovany
9 Mandroba, mangalatra: Jiolahy no traira namabo tao Antsaha
10 Maka ho onitsa, manosy: Ny fanjakana no namabo ny fananan' ireo tratra nikomy [1.1]
Explanations in English  11 to capture, to seize as prey, to take captive, to carry off as spoil. [1.2]
Explanations in French  12 Capturer, confisquer, piller [1.3]
Examples  13  Toy ilay mamabo jorery : ny feony mameno lohasaha; [2.69#]
14  nefa ry zalahy any mamabo, fa isika tsy mahazo na inona na inona. [2.324#]
Other spellings  15 mambabo
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22