Entry | 1 MaMaBay
![]() |
Part of speech | 2 noun (acronym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [3.1] Masoala National Park, Makira Forest, Antongil Bay 4 [5.mg.http://inovaovao.com/spip.php?article8727] valan-javaboahary Masoala, Makira ary ny helodranon’i Antogil na MaMaBay ... Velaran-tany 1 200 000 ha ny faritra misy ny MaMaBay, ahitana ala 900 000 ha sy morontsiraka 300 000 ha. Any amin’io faritra io, dia ny 10 % sisa tavela amin’ny ala eto Madagasikara sy ireo karazan-gidro 22 tsy hita afa-tsy eto Madagasikara ihany, anisan’izany ny sifaka, izay atahorana ho lany tamingana. |
Explanations in English |
5 [5.en.http://www.wcs.org/] Madagascar’s MaMaBay Land/Seascape. Comprising Masoala National Park, Makira Forest, and Antongil Bay, MaMaBay is Madagascar’s last great wilderness and the epicenter of the island’s unique biodiversity |
Vocabulary |
6 Tourism: points of interest |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |