Entry |
maloka
(aloka)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Misy aloka, tsy azon' ny hainandro: Eto mipetraka fa eto no maloka Manjombona, be rahona: Maloka ny andro [1.1]
|
Explanations in English | Cloudy, dark, overshadowed, lowering. [1.2]
|
| Cloudy, somber [1.7]
|
Explanations in French | Nuageux, sombre [1.3, 1.8]
|
| Ombragé [1.3]
|
Examples |
1 | Maloka ny avaratra atsinanana.
[2.499]
|
2 | Maloka tampoka i Donga nandre ny vaovao.
[2.472]
|
|
Derivatives |
|
Entry |
maloka
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Mbola, aloha [1.78]
|
|
Entry |
Maloka
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Malluch [2.996]
|
Explanations in French | Malluk [2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
|