|
|
|
|

Entry1  malia (lia)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Mora tapaka na vaky: Volotara malia [1.1]
4  Matahotra [1.78]
5  Kanosa, saro-tahotra, kabaosy [1.78]
6  Kamo [1.78]
Examples  7  Ny aina malia, mora vaky, tsy hita izay hahalasanany. [2.436#]
8  Raharaham-panjakana no n toeràny teto, nefa ny Fiangonana Malagasy dia malia. [2.649#]
Analogs  9  Marefo, makiana.
Compound words 

Anagrams  11  malia, miala

Updated on 2023/08/11