Entry malemy taolana
Elementary words malemy ; taolana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Voan'ny alofisaka; aretina vokatry ny tsy fahampian'ny otrik'aina D ka mahatonga ny taolana hiova bika [1.13]
Explanations in French Rachitisme, rachitique [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2023/04/16