|
|
|
|

Entry1  malama (lama)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Malambolambo mampibolisatra: Tandremo sao potraka fa malama ny fotaka
4  Midifidify tsy mety mandoa trosa: Olona malama iny Rangahy iny fa aza mba mampisambo-bola an' iny. [1.1]
Explanations in English  5  smooth, slippery [1.2, 1.7]
Explanations in French  6  glissant [1.3, 1.8]
7  Poli, uni
8  figuré: mauvais payeur, peu probe, qui ne rend pas ce qu'il emprunte [1.3]
9  lisse [1.8]
Examples  10  Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray. [2.472]
11  Raha manaiky ny tsy hiverina ilalana ny tongotrao kapohin‘ ny bozaka kotsan' ando sy solafaka impolo kely amin' ny fotaka malaman' ny riaka... [2.529]
12  nefa tandremo sao lavo fa malama ny lalana; [2.1010]
13  Tonon' andry malama, Mahaiza mitan-kazomanga, Fa ny zana-Bazaha no hitsangaaa. [2.69]
Morphology 
14  Simple :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  20  Proverbs containing the word malama

Anagrams  21  malama, mamala, mamalà

Updated on 2023/07/11