Entry malaladalaka (malalaka)
Part of speech adjective
Explanations in English Rather wide; fig. not very busy, having a convenient time, having a respite, at leisure [1.2]
Explanations in French Duplicatif diminutif de malalaka [1.3]
Examples 
1ny tao anatiny kosa anefa dia malaladalaka ihany, sady voalamadamaka mba hitovitovy tantana ny fanambaniny. [2.357]
2ambany atsimon'i Vatove somary andrefana kely, dia misy tany marina malaladalaka, misy vato vaventy tsirairay ny ilany atsimo. [2.588]
3Nony nadeha kelikely, ka efa tokony ho tonga tao afovoan' ny nosy izahay dia nahatsinjo toerana toa malaladalaka noho ny manodidina. [2.471]

Updated on 2023/02/23