Entry malai-mody
Elementary words malaina ; mody
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Nanondroan' ny ntaolo ny olona tsy marisika hody (fa misy mahafinaritra azy any ivelany, na anti-bady izy araka ilay ohabolana hoe "anti-bady angaha no malai-mody"?) [1.1]
Explanations in French Qui ne se soucie pas de revenir chez lui, de rentrer dans son pays [1.3]
Proverbs 

Updated on 2023/05/24