|
|
|
|

Entry (1/3)1  malaholaho (laholaho)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Manan-tsiro masiatsiaka: Tsy tiako ity divay ity fa malaholaho izany [1.1]
Synonyms  4  malaho

Entry (2/3)5  malaholaho (laholaho)
Part of speech  6  adjective
Explanations in Malagasy  7  Enti-milaza olona madinika mason-koditra, malefaka toy ny volon' akondro [1.1]
Explanations in French  8  qui a la peau fine, veloutée et luisante; qui a le teint fin et luisant avec une couleur jaunâtre ou olivâtre [1.3]

Entry (3/3)9  malaholaho (laholaho)
Part of speech  10  adjective
Explanations in Malagasy  11  Reraka dia reraka efa ambavahoana [1.1]

Anagrams  12  mahaloloha, malaholaho

Updated on 2023/04/09