|
|
|
|

Entry1  maka afo
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy manana afo ka mandeha any an-tranon' olona maka vainafo mba hampirehetana afo any an-tranon' ny tena
Elementary words  4  maka, afo

Anagrams  5  afaokam, amafako, famaoka, famoaka, mafoaka, maka afo

Updated on 2025/01/21