Entry | 1 maizina (aizina) |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy | 3 Tsy mazava, manjombona: Maizina ny efitrano ka vohay ny varavarankely 4 Tsy azo mazava, manjavozavo: Maizina ny lahateniny 5 Fahoriana mangidy: Nitondra ny maizina izy tao amin-dry Ranona tao 6 Ny Ratsy, ny fanahy ratsy: Zanaky ny maizina ireny matoa tsy sahy miseho masoandro. [1.1] |
Explanations in English | 7 dark, gloomy, dismal [1.2]8 dark, gloomy [1.7] |
Explanations in French | 9 obscur, ténébreux [1.3, 1.8, 1.5] |
Examples |
10 maizina dia maizina ny alina, ary nitanila kely nankao anaty ala izy rehetra [2.324] 11 mangina sy maizina tsy toy ny tahaka ny isan'andro kosa ny tao an-trano [2.470] 12 amin'ny maraina vao maizina no fanomezan-tsakafo ny mpigadra [2.472] 13 maizina ny efi-trano (la chambre est obscure) [1.3] 14 maizina ny teniny (ses paroles sont obscures) [1.3] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word maizina |
Updated on 2023/05/23 |