|
|
|
|

Entry1  maito (ito)
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
Explanations in Malagasy  4  tapaka, maty [Bara] [1.78]
5  Tapaka tarangana, mifarana tsy misy romoromo [1.1]
6  tapaka [2.285#217]
Examples  7  Akosa izy raha sady manify no mora maito, toy ny fanjaitra. [1.357#]
8  Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy. [2.643#65]
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word maito

Anagrams  11  atimo, maito, miato, miota, mitao, mitoa, moita, tamio

Updated on 2023/01/20