|
|
|
|

Entry 1  maisatra
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  4 Mihisatra tsy mandeha tsara azon' ny tsy ampy rano na maniais: Asio menaka fa maisatra itỳ milina ity izany
5 Enti-milaza ny voankazo manaiki-dela, misy toa miraikidraikitra am-bava fa tsy malama: Maisatra matetika ny kontsy, indrindra raha monta [1.1]
6 mihisatra, tsy mandeha tsara azon'ny tsy ampy menaka na rano [1.13]
Explanations in French  7 apre, âcre, visqueux [1.3]
8 visqueux [1.13]
9 qualité des sucs végétaux très âcres. [1.196]
Examples  10  ny voany tsy vanon-ko inona, fa maisatra tsy fihinana, ary tsy azo atao na inona na inona. [2.996#]
Analogs  11  handatra

Updated on 2026/04/22