Entry maimbo raikona
Elementary words maimbo ; raikona
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny fofon' ny taolana na tandroka voadotra
Afa-baraka
Enti-milaza toerana andrenesana fofon-javatra may [1.1]
Examples 
1Maimbo raikona eran'ny trano! [1.223]
2Raha miara-monina amin'ny malahelo, aza dia manao maimbo raikona loatra fa malahelo ny miara-monina. [2.298]
3Maimbo raikona noho ny fatim-bolo nodorana no nanampy ny fofon-tsetroka tao an-trano, ary ny zanany mitentina arina no tsinjony mitokelakelaky ny hehy eo ampofoan-dreniny. [2.470]

Updated on 2023/01/01