|
|
|
|

Entry1  maimaim-poana
Elementary words  2  maimaina, foana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  tsy vidina, tsy andoavam-bola, tsy misy takalony na vidiny fa atao fotsiny amin' izao: Omeko anao maimaim-poana iny boky iny [1.1]
Explanations in English  5  given freely, for free [1.7]
Explanations in French  6  gratuit, donné pour rien [1.8]
Examples  7  Tsy hamela ahy maimaimpoana ny feon' ny fieritreretana! [2.499#]
8  Mandamina fanabeazam-bahoaka maimaimpoana sy takatry ny rehetra hidirana ny Fanjakana. [1.320#]
9  ny voninahitra na dia ny kely indrindra aza, aza omena maimaimpoana, fa ataovy valim-pitian' ny fahazotoana sy ny fahendrena; [2.285#]
Illustrations 
10 

Updated on 2023/05/15