|
|
|
|

Entry (1/2)1  mailo
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Names :
Explanations in Malagasy  4  Malina sady kinga maso, feno fitandremana: Aoka ho mailo tsara ianareo fa ny ratsy tsy kely lalana [1.1]
Explanations in French  5  prudent [1.5]
Examples  6  Nefa aleo mailo ihany, fa ny mahery tsy maody tsy ela velona. [2.4#133]
7  Aoka isika ho mailo rehefa misy olona madio eritreritra nefa voafitaka ka miteny hoe : « Io fianakaviana io, fantatro daholo ny momba azy, lazainy amiko daholo. [1.369#]

Entry (2/2)8  mailo
Part of speech  9  noun
Vocabulary  10  Botany
Explanations in French  11  (« qui sent le pourri », contraction de maimbo : qui sent et lo : pourri). Solanum nodiflorum Jacq. (Solanaceae). Plante spontanée qu'on mange comme légume vert. [Bara] [1.196]
[Betsimisaraka]
Scientific name 

Anagrams  13  alimo, mailo, mialo, milao, miola

Updated on 2021/01/17