|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahiratra (hiratra)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Mahita: Ny jamba sy ny mahiratra
4  Enti-milaza maso na saina mahita tsara, matsilo: Tsy azo fitahina iny fa olona mahiratra/ Mahira-tsaina
5  Enti-milaza mizana tsara izay mahita na dia lanjan-javatra faran' izay kely aza: Tsy misy tsy hitan' ny mizana mahiratra [1.1]
Explanations in English  6  to have one's eyes open; to be able to see [1.7]
Explanations in French  [1.8]
Compound words 

Entry (2/2)8  mahiratra
Part of speech  9  active verb
Explanations in Malagasy  10  mitandrina [Taisaka] [1.78]

Anagrams  11  maharitra, mahiratra, miharatra

Updated on 2023/08/11