Entry | 1 mahihitra (hihitra) |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa izany fa mitahiry fotsiny, tsy mahafoy afa-tsy kely foana; sarotiny erỳ rehefa handany vola [1.1] 4 Jereo mahidy [1.1] |
Explanations in English |
5 Stingy, avaricious [1.7] |
Explanations in French |
6 Avare [1.3, 1.8] 7 Parcimonieux [1.3] 8 Ladre, sordide d'avarice [1.8] |
Examples |
9 Be kibo mahihitra ka ny an' ny olona ihany no tadiaviny hamenoana azy. [2.558] 10 Dia hoy izy roa lahy: Sarotsarotra hiany ka tsy takatry ny mahihitra. [2.293] |
Synonyms | 11 kahihitra |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mahihitra |
Updated on 2023/01/20 |