Entry (1/2) | 1 mahazaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tady makadiry: Mamatotra omby amin' ny mahazaka [1.1] |
Explanations in English |
4 a stout rope or cable [1.7] |
Explanations in French |
5 câble, grosse corde [1.3, 1.8] |
Examples |
6 Famaky sy mahazaka no nentiny hamangiana ny teny. [2.298] |
Synonyms | 7 tady mahazaka |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 11 mahazaka |
Root | 12 zaka |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in Malagasy |
14 Afaka na tia mitondra: Tsy mahazaka an' io entana io aho 15 Mahalefitra, mahatanty: Tsy mahazaka ny teny fanarabiana izy [1.1] |
Explanations in English |
16 to be able to bear, to be equal to [1.7] |
Explanations in French |
17 être capable de supporter; être capable de porter [1.8] |
Examples |
18 sanatrian'izany, toa vorontsiloza manjoretra tsy mahazaka elatra. [2.1010] |
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |