Entry | 1 mahay (hay) |
Part of speech | 2 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy | 3 Nianatra ka mahafantatra tsara ny momba azy: Mahay marika ny zanako 4 Mahalala: Mahay zavatra betsaka io Rangahy io 5 Afaka mahavita: Tsy mahay ny ratsy Andriamanitra 6 Mahatanty, mahalefitra: Tsy mahay mihafy ny tanora 7 afaka mifampiraharaha, mifankahazo amy..,: Tsy mahay an' io Ramatoa io aho 8 Afaka hifehy: Mahay ny ankohonany tsara Rabe. [1.1] |
Explanations in English | 9 able, clever, competent. It governs the accusative, and it is joined to verbs in the same way as the English can, denoting ability to do a thing. 10 to know, to be able [1.2]11 able, clever [1.7] |
Explanations in French | 12 savoir [1.3, 1.13]13 capable, compétent 14 connaître; pouvoir, pouvoir faire, être capable, être compétent, fréquenter, savoir gouverner, savoir conduire [1.3#205]15 savoir faire, être capable [1.8] |
Examples |
16 Mato-tsaina ka mahay mitondra olona ny teraka alahamady; [1.381#] 17 Tsy manana fiadiana sady tsy tia ady no tsy mahay miady. [2.508#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/06/18 |