Entry mahatsivoatse
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Mahatsiahy: Ny tady navo-mora tanana eko ny tene natao mora tsivoarina (Ny tady navona mora hazonina ka ny teny natao mora tsarovina) [1.78]

Updated on 2020/07/31