|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahatsiaro (tsiaro)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  mahazo mitamberina indray ao an-tsaina ny sarin' olona na zavatra hita na fantatra tany amin' ny andro lasa: Mahatsiaro an' i Dada aho izany
4  mahatadidy, afaka hilaza fa efa nahita na nahalala zavatra na olona iray: Tsy mahatsiaro anao mihitsy aho
5  mihevitra: Amin' ny andro sarotra izy vao mahatsiaro an' Andriamanitra
6  mahare: Mahatsiaro mangatsiaka aho izany [1.1]
7  mamerina indray ao an-tsaina ny zavatra efa lasa [1.13]
Explanations in French  8  se souvenir, se rappeler [1.13]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word mahatsiaro

Entry (2/2)16  mahatsiaro (tsiaro)
Part of speech  17  active verb
Explanations in Malagasy  18  taitra avy amin' ny torimaso tsy matory intsony: rehefa mahatsiaro izy, hilazako ianao [1.1]
19  mifoha amin'ny torimaso [1.13]
Explanations in French  20  s'éveiller [1.13]
Morphology 
21  Present :
22  Past :
23  Future :
Compound words 

Anagrams  25  mahasoitra, mahatsiaro

Updated on 2023/08/11