|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahatanty
Root  2  tanty
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mahazaka, mahalefitra: Tsy mahatanty esoeson-teny izy
5  [1.13] maozatra, tsy laitra, mahari-pery
Explanations in English  6  [1.7] to be able to endure; to be able to resist temptation
Explanations in French  7  [1.8] être capable de soutenir; être capable de résister à la tentation
8  [1.13] résistant
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Analogs  12  mahatohitra

Entry (2/2)13  Mahatanty
Part of speech  14  name (anthroponym) [Full list]
Examples  15  Ny toerana nalaza nisy ady mafy indrindra dia ny tao Anosimena-Mahajilo, izay naharesy an' i Mahatanty sy ny tao Ambiky, renivohitr' i Toera [2.508#125]
Vocabulary  16  History: individuals

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/21