|
|
|
|

Entry 1  mahatafintohina
Root  2 tafintohina
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mahatezitra, mahasosotra: Nahatafintohina azy ny teny nataon' ny mpampianatra
8 Mahatonga hanao ratsy noho ny fahitana ny hafa manao io ratsy io: Nahatafintohina azy ny fahitana ny lehibe manao toetra tsy mendrika ka nivadika ho ratsy koa izy [1.1#556]
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21