Entry mahatadidy (tadidy)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mahatsiaro (filaza indrindra amin' ny zavatra): Tsy nahatadidy ny fahazazany io olona io taorian' ny naharariany [1.1]
Morphology 
Present : mahatadidy
Past : nahatadidy
Future : hahatadidy

Updated on 2023/01/20