|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mahasaikatra
Root  2 saikatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Manalasala, mahamenatra [1.1]
Explanations in English  8 to cause hesitation, to embarrass [1.7]
Explanations in French  9 faire hésiter, embarrasser [1.8]
Examples  10  Koa mahasaikatra sy manavia azy ery izany hoe hiava-kavaka amin' ny be sy ny maro, hamaky sehatra sy hivongana irery: satria toa dia manao ny tena ho inona! [2.296#]
11  Mba ilaina ihany angamba ny milaza, na dia mahasaikatra ahy aza izany, fa nampanahy ahy teo am-piandohana ny tsy raharahako ireo fianarana totovorika rehetra ireo. [2.4#]

Entry (2/2) 12  mahasaikatra
Root  13 saikatra
Part of speech  14  adjective
Explanations in English  15 embarrassing [1.7]

Anagrams  mahasaikatra, 16 mahasaritaka

Updated on 2026/04/19