|
|
|
|

Entry1  maharenina (renina)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Mahatonga harenina
4  Teny entina mandidy mba hangina tsy hitabataba: Maharenina, rankizy a! (maharenina ny saina ny tabataba ataonareo ka aoka izay! ) [1.1]
Explanations in English  5  deafening [1.7]
Explanations in French  6  qui rend sourd, qui fait un vacarme assourdissant
7  ennuyeux, importun
8  Ce mot sert aussi d'impĂ©ratif et signifie : Tais-toi (parce que tu assourdis) [1.3]
9  assourdissant [1.8]
10  silence! [1.5]
Examples  11  Nisafotofoto tamin' izay ny zava-boahary, fa injany ny fisiokan' ny fanitso nentin' ny rivotra sy ny fidaboky ny trano nianjera no toy ny kotro-baratra akaiky, tsy manam-pijanonana sady mitovy tantana maharenina. [2.5]

Updated on 2023/01/20