|
|
|
|

Entry1  mahamety (mety)
Part of speech  2  active verb
Explanations in English  3  to make suitable, to make fit [1.7]
Explanations in French  4  rendre convenable : rendre juste [1.8]
Examples  5  Tsy hitako izay tsy mahamety izany! [2.285#]
6  Tianareo ve ny hafindra toerana raha misy mahamety izany? [2.356#]
7  Nanatona ahy izy ireo nila hevitra tamiko ny amin' izay mahamety. [2.643#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Proverbs  11  Proverbs containing the word mahamety

Updated on 2023/01/20