|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahaleo (leo)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  manan-kery hahatohitra, afaka handresy: Tsy mahaleo azy aho ka hany heriko mangina 4  mahavita, afaka hisahana, hikarakara: Mahaleo tsara ny fitondrana ny ankizy ilay mpampianatra vaovao 5  mahatanty, mahazaka: Olona tsy mba mahaleo ny esoeso sy ny fanarabiana izy [1.1]
Explanations in English  6  to equal, to match, to parallel, to manage [1.2]7  to be able to support; to be able to overcome [1.7]
Explanations in French  8  avoir assez de force pour vaincre, pour résister, pour exécuter. Tsy mahaleo azy hianao (Vous ne sauriez l'emporter sur lui) ~ Mahaleo tsara ny fitondrana ireo ankizy kamboty ireo izy (Il est dévoué pour s'occuper de ces orphelins) ~ Mahaleo ny fahoriana izy (Il sait supporter le malheur) [1.3]9  être capable de vaincre; être capable de supporter [1.8]
Examples  10  Ny voky tsy mahaleo ny tsaroana! [2.296]
11  Mamely mafy azy aho, ka tsy mahaleo izy; [2.996]
12  Tsy zaza miankina fa lehilahy mahaleo-tena no tiany. [2.285]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word mahaleo

Entry (2/2)20  Mahaleo (leo)
Part of speech  21  name (anthroponym)
Vocabulary  22  History
Explanations in English  23  music band formed in 1972 by seven musicians: Dama, Dadah, Bekoto, Fafa, Nono, Charles, Raoul. [3.1]
Tables and plates  24  Full list
Illustrations 
25 

Anagrams  26  alahemo, alemaho, mahaelo, Mahaleo, mahaleo, alahemo, alemaho, mahaelo, Mahaleo, mahaleo

Updated on 2023/08/16