Entry | 1 mahalana |
Root | 2 halana |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Be elanelany, tsy mifanakaiky: Nataonao mahalana loatra ny hazo nambolena ka betsaka ny ambiny tsy lany 5 Tsy mpiseho matetika, indraindray foana: Mahalana vao mitsidika anay aty ny lehibem-paritany [1.1#554] 6 tsy mateti-piseho [1.13] |
Explanations in English |
7 far apart, not close. [1.2] |
Explanations in French |
8 clair-semé, espacé, qui se fait ou arrive de temps en temps [1.3#208] 9 rare [1.13] |
Examples |
10 Namindra mahalana indray ilay tovolahy, nananika ny fiakarana somary mideza. [2.529#] |
Analogs | 11 Makaka, bakaka, bakatraka, manify, manify fafy, malalaka be elanelana, mielanelana, tsy matetika, tsy mifanety12 Tsy fahita matetika, tsy fahita firy, mitsitapitapy, indraindray tadiavina, tsy fahita firy ohatra ny gisa mainty |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mahalana |
Anagrams | 15 hamalana, mahalana, mañahala, manalaha |
Updated on 2023/02/14 |