Entry | mahalala folo ho an' ny tena fa tsy mahalala iray ho an' ny hafa | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana fitiavantena maharikoriko tsy mihevitra afa-tsy ny tombon-tsoa ho an' ny tenany fa tsy mijery ny an' ny hala [1.1] | |
Synonyms | mahalala folo ho an-tena fa tsy mahalala iray ho an' olona | |
Elementary words | mahalala ; folo ; tena ; iray ; hafa | |
Updated on 2023/07/25 |
![]() |