Entry | 1 mahalafo |
Root | 2 lafo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Afaka mivarotra: Tsy mahalafo ny variny io mpivarotra io 5 Enti-milaza ny antony mahatonga ho lafo: Ny hakelezan' ny vokatra no nahalafo ny vary taona ito [1.1] |
Explanations in English |
6 to sell for a good price [1.7] |
Explanations in French |
7 débiter une marchandise [1.3#358, 1.8] 8 écouler une marchandise, la vendre à bon prix ou à la bonne saison: Tsy nahalafo na inona na inona aho (Je n'ai pu rien vendre) [1.3#358] 9 vendre à bon prix [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mahalafo |
Anagrams | 15 mahafalo, mahalafo |
Updated on 2023/01/20 |