|
|
|
|

Entry 1  mahabotry
Root  2 botry
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in English  7 to stunt; to make destitute [1.2, 1.7]
8 to dwarf [1.2]
Explanations in French  9 qui rend rabougri ; qui ruine [1.8]
Examples  10  afoizo hatramin' izao ny fahalotoana fa mahabotry ny taranaka. [2.285#]
11  Koa ialako aminareo rehetra, tompoko, ny tsiny, fandrao maharava harena, ndrao mahabotry terak' omby, ndrao mahafohy tera-bary, ndrao mahakely vody saonjo, ndrao mahafolaka an-datony, ary ndrao mahakizo fara. [2.346#10]
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 ambihotra, 14 ambohitra, Ambohitra, mahabotry

Updated on 2026/08/14