Entry | mafaike | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | [Tanala] Mafaitra, mangidy, tsy mamy, tsy matsatso: Tamam-pary mame ka mangady ny vahine mafaike (tamana ny hamamian'ny fary ka mihady ny fakany mangidy) [1.78] | |
Synonyms | mafeka | |
Anagrams | mafaike, miafake |
Updated on 2020/07/31 |