|
|
|
|

Entry 1  madiva
Root  2 diva
Part of speech  3  adjective or adverb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  8 Efaho, kely sisa dia... tsy ho ela intsony dia...: Madiva hilentika ny masoandro. [1.1]
Explanations in English  9 almost, on the verge of [1.7]
Explanations in French  10 presque [1.3, 1.8]
11 qui est sur le point de
12 bientôt, prochainement [1.3]
13 sur le point de [1.8]
Examples  14  madiva hiakatra any Antananarivo izahay! [2.270#132]
15  fa ny tambitamby efa lany, ary ny fitia efa madiva. [2.69#226]
16  Efa madiva hitataovovonana ny andro vao tena voaomana ny diako. [2.643#155]
Analogs  17  antomotra, 18  tamy

Updated on 2026/08/18