Entry | 1 madinika (dinika) |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 kely [1.78] 4 (na majinika, hoy ny fanononan' ny olona matetika) Kely, manify, marotsaka, tsy be maso: Soratra madinika ~ Madini-koditava ny ankizy [1.1] |
Explanations in English |
5 Often pronounced majinika. Small, minute, slender, little, fine, of cloth, etc. [1.2] |
Explanations in French |
6 Petit, menu, mince, fin [1.3] |
Examples |
7 Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika. [2.499#] 8 Koa diso ray ny zaza madinika, Re lahy! [2.69#] 9 Ny Fokonolona no mpitsara ny ady madinika; [2.113#] 10 Ary misy ankizy madinika mamboatra ny vanja. [2.366#] |
Derivatives |
|
Other spellings | 12 majinika |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word madinika |
Anagrams | 27 dinamika, madinika, midanika |
Updated on 2023/05/16 |