Entry lotika
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Malemy ho lo sy madiva ho potika; maloto mifotetaka, solotika
Tezitra na sosotra mafy any am-po any: Lotika tamiko izy noho izaho tsy nanaiky hiray tsikombakomba taminy [1.1]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31