|
|
|
|

Entry loso
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Antsasaky ny ariary na 2,50 Fr amin' ny vola ankehitriny (fony 4,80 Fr no tomban' ny ariary, dia 2,40 Fr ny loso, ka ny 2,50 Fr taty aoriana natao hoe loso vazaha) [1.1]
Vocabulary 

Entry loso
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Zavatra boribory lavalava: Losom-by [1.1]

Updated on 2020/07/31