Entry lohatraoka
Elementary words loha ; traoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Faritry ny traoka ambony izay ahazoana mamoaka feo; misy taola malemy mivohitra eo anoloan' ny lohatraoka, izay atao hoe traotraoka [1.1]
 Faritra ambony no sady fiandohana amin'ny traokabe [1.13]
Explanations in French Larynx [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2023/08/18