|
|
|
|

Entry (1/2)1  lohariana
Root  2  loha
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Ny tampony ambony indrindra amin' ny riana
5  Ny fotoana ialan' ny aina: Efa an-dohariana izy no tonga ny zanany [1.1]
Compound words 

Entry (2/2)7  lohariana
Part of speech  8  noun
Vocabulary  9  Botany
Explanations in French  10  (de loha : au sommet et riana : chute d'eau, cascade). Homalium albiflorum Boivin ex Tul.) O. Hoffm. (Salicaceae). Bel arbre qui pousse le plus souvent à proximité des chutes d'eau, d'où son nom. Son bois dur est apprécié. [Tanosy] [1.196]
Scientific name 

Anagrams  12  ihalorana, lohariana

Updated on 2020/07/31