Entry lohalika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny vanin-taolana mampitohy ny ranjo amin' ny fe amin' ny alalan' ny taolana iray boribory, ny ampelandohalika [1.1]
Explanations in English The knee [1.7]
Explanations in French Le genou [1.8]
Examples Dia narary mafy amy ny lohalika sy ny fototope, dia nalain komana; [2.59]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 
hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs 

Updated on 2023/03/19