|
|
|
|

Entry (1/3) 1  lofo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Sakalava] Familiana ny botry hitodika any amin' ny iavian' ny rivotra, indrindra raha handatsaka ny vatofantsika [1.1]
Vocabulary  4  Navigation

Entry (2/3) 5  lofo
Part of speech  6  noun
Derivatives 
Passive verbs :
Explanations in Malagasy  8 Fiezahana, fikelezana aina hanatanteraka izay atao. [1.1]
Explanations in English  9 persistence [1.7]
Explanations in French  10 courage, persistance [1.8]
Vocabulary  11  Emotions

Entry (3/3) 12  lofo
Part of speech  13  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Explanations in Malagasy  17 [Bara] henam-pandevenana [1.78]
18 [Bezanozano] omby vonoina amin'ny fahafatesana [1.78]
19 Omby novonoina taloha raha misy maty mba ho fanomezam-boninahitra ilay nodimandry [1.1]
Explanations in English  20 cattle slaughtered for the dead (prov.) [1.7]
Explanations in French  21 boeufs immolés pour les morts [1.8]

Anagrams  22 folo, lofo

Updated on 2026/04/19