Entry |
Le Livre de la Sagesse Malgache
 |
Part of speech | name (book title)
|
Subtitle | Proverbes, dictons, sentences, expressions figurées et curieuses |
Explanations in Malagasy | Nanangonan' i de Veyrières ohabolana 6.533, tokony ho tamin' ny taona 1910-1913.
Natokotokony araka ny fariparitry ny fiainana manontolo, nasiany dikan-teny frantsay sy fivoasana kely.
Rakitra miavosa indrindra: saingy haingan-doatra ny nipetrahan' ilay olona taty, ka tsy voadinika ary tsy voahitsy araka ny mety [2.299]
|
Author | Veyrières Paul de (s.j.), 1913; Méritens Guy de (s.j.), 1967 |
Publishings | 1967. Editions Maritimes et d'Outre-Mer. Width: 15cm. Height: 24cm. Pages: 664.
|
Vocabulary |
Tables and plates | All the titles
|
Text |
|
Illustrations |
|
|